Mbola hihaona (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa kely izao szfvuk ny fotoana hiarahantsika e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino tononkira.serasera.org marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.

Fo mifaly sy mifankatia
Izay fjjb no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino tgtlmni anay
Fa ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria izay no anton'ny fiainanay ety an-tany

--------
Rohy:
Hevitra
codda ( 14/07/2022 09:02)
merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0174