Taratasy ho anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy koa fitiavanao ahy
Mbola miaina eo anilanao aho
Miramirana ery izay jereko ety
Ny hasambarana ao am-po tsy ho lany
Lasa ianao ny omalin’iny
Satria izany no lalànan’ny fiainana ety an-tany
Mafy ny alahelo izay toa tononkira.serasera.org tsy haiko nafenina
Tamin’ny andro farany nahitako anao
Taratasy ho anao
Milaza vaovao
Ny andro no miharatsy aty amin’izao fotoana izao
Lasa nody ilay masoandro namiratra teo
Taratasy ho anao
No hany mba sisa manambara jlvo ahy
Fa mbola ho tsara ny ampitso
Ho pxfncru haiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao lxekjzsa ?
Ilaiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao ?
Mbola miaina eo anilanao aho
Miramirana ery izay jereko ety
Ny hasambarana ao am-po tsy ho lany
Lasa ianao ny omalin’iny
Satria izany no lalànan’ny fiainana ety an-tany
Mafy ny alahelo izay toa tononkira.serasera.org tsy haiko nafenina
Tamin’ny andro farany nahitako anao
Taratasy ho anao
Milaza vaovao
Ny andro no miharatsy aty amin’izao fotoana izao
Lasa nody ilay masoandro namiratra teo
Taratasy ho anao
No hany mba sisa manambara jlvo ahy
Fa mbola ho tsara ny ampitso
Ho pxfncru haiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao lxekjzsa ?
Ilaiko ve ny mampatsiahy
Fa mbola tiako ianao ?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 6923
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/10/2002 14:34
