Hiverina indray (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray
Tsy manadino anao
N'aiza n'aiza misy ahy

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho hiverina indray

Androany aho xlbq mandao anao
K' upass aza asianao ahiahy
Ny saiko dia any aminao
N'aiza n'aiza misy ahy

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mahita anao
Rahampitso aho dia lasa indray

Efa napetrako ho olona iray
Izaho sy ianao ho mandrakizay
Androany aho mandao anao
Rahampitso aho zrox hiverina tononkira.serasera.org indray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115