Ny fitiavako anao (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho haiko angamba hoy aho
Ny hanambara aminao
Ny dhgw tena ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny mba whgkhnzb haiko rehetra
No omeko zaraina tononkira.serasera.org aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza hzcog toerana izay misy anao.
Ny hanambara aminao
Ny dhgw tena ato am-poko ato
Fa tsoriko teny mazava
Sy teny mamy tokoa
Nivoaka tanatiko tao
Mitory ny fitiavana anao
Tsy mba harena izy io
Na mahasodoka fotsiny ihany
Na misera-mandalo
Manome antoka kosa
Fa ny tsara amiko
Sy ny mba whgkhnzb haiko rehetra
No omeko zaraina tononkira.serasera.org aminao
Raiso aho ka hotsarovy lalandava
Raiso aho ka ho herinao aho hatrany hatrany
Raiso aho toy ny fanilon'ny fiainana
N'aiza n'aiza hzcog toerana izay misy anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 4599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/06/2009 10:18
