Momba ny toaka. (Ifanihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jijio kely razandrilahy e, jijio kely e,
Ny inona izay e? momba ny toaka e.
Eeee iaaaa, momba ny toaka e.
Hotsarovantsika eto ingahy Rasera,
Zoky tranainy sakaizam-bera,
Fa fatra-mpigaka tsisy misy lera,
Ka tsy mba mifidifidy kolera,
Ao na ny rôma na ny labiera,
Na ny ranomboalobok’i ry mompera,
Fa vonona foana izy oqcwh mon frera,
Fa tsy miala any am-paosiny any ilay vera.
Jijio kely razandrilahy e, jijio kely e,
Ny inona izay e? momba ny toaka e.
Eeee iaaaa, momba ny toaka e.
Rasera zalahy dia olona tsara,
Fa tsy mba mitaditady bagara,
Rehefa adraanx mamo izy tamin’ny bar a,
Dia tononkira.serasera.org mody mamonjy ny farafara,
Fa zany izy matory taratara,
Fa mbola mitendry gitara,
Raha kotsan-dranomaso ny mosoara,
Mahatsiaro ny lasa zary tantara.
Jijio kely razandrilahy e, jijio kely e,
Ny kgeyzyo inona izay e? momba ny toaka e.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IfanihyVangy : 4952
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/11/2013 00:37