Mangana (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon-dokanga moramora mampatsiaro safosafo
Toreon-gitara mitaraina langolango malaindaina
Mitanisa zava-maro tarcfyb tsy hitako hotantaraina
Misakobom-bodofotsy aho mitoretra lasa saina
Rehefa merika iny ny andro mahangolingolin’ny ando
Tsy haiko intsony na ny foko na ny lanitra no miofo
Satriko ihany tsy hitomany, miezaka aho ho mafy loha
Nefa ny lanitra am’zany malomaloka ka asa

Izany retraretra izany tononkira.serasera.org sy izao retraretra izao
Mampandrangon-drindrina ahy, ny alokao xkmr mananihany
Maninona no dia ririnina no iny ianao vao sahy nandao
Ny cqhngg eritreritro fihino ataovy entakelinao
Feon-dokanga moramora mampatsiaro safosafo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 4730
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 30/10/2008 17:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448