Mangana (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon-dokanga moramora mampatsiaro safosafo
Toreon-gitara cjvfk mitaraina langolango malaindaina
Mitanisa zava-maro tsy hitako hotantaraina
Misakobom-bodofotsy aho mitoretra lasa saina
Rehefa merika iny ny andro mahangolingolin’ny ando
Tsy haiko intsony na ny foko na ny lanitra no miofo
Satriko ihany tsy hitomany, miezaka aho ho mafy bwfi loha
Nefa ny lanitra am’zany malomaloka ka asa
Izany retraretra izany sy izao retraretra izao
Mampandrangon-drindrina ahy, ny alokao tononkira.serasera.org mananihany
Maninona no dia ririnina dgjl no iny ianao vao sahy nandao
Ny eritreritro fihino ataovy entakelinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 4866
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 30/10/2008 17:21