Ianao no heriko (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ampelan-tananao manomboka izao imeidnlj
Ny eritreritro, fihetsiko sy ireo fomba fanao
Aza avelanao ho resy raha toa misesisesy
Ireo fankampanahy hamandrika ahy
Ref-
Ianao no heriko raha mafy ny manjo ahy
Fa famelana fahotana ianao, afaka oiswvjlt ahiahy
Tsy fitsarana, na fangejana fa fo onena
Hizara famonjena
Raha sendra ka mianjera aho, ka trotraka ny dia
Lazao aho fa aminao tsy miova ny fitia
Amboary anatiko ao, fitia vaovao
Tsy mety ho very, fa mahery
Ref-
Omeko anao ny fiainako sy izay momba ahy
Ny hatanorako ny heriko ny foko sy fanahy
Ekeko izao tsy hanompo tononkira.serasera.org tompo hafa hpohku aho satria
Tsy ho voafafa ny rà, ny herin’ny fitia
Rija rasolondraibe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 12541
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Angie
Daty : 07/06/2009 09:42