Ianao no heriko (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko
Ampelan-tananao manomboka izao
Ny eritreritro, fihetsiko sy ireo fomba fanao
Aza avelanao ho resy raha toa misesisesy
Ireo tononkira.serasera.org fankampanahy hamandrika ahy
Ref-
Ianao no heriko raha mafy ny manjo ahy
Fa famelana fahotana ianao, afaka ahiahy
Tsy fitsarana, na fangejana fa fo onena
Hizara famonjena
Raha sendra ka mianjera aho, ka trotraka ny dia
Lazao aho fa aminao tsy miova ny fitia
Amboary anatiko ao, fitia vaovao
Tsy mety ho very, fa jzfqkv mahery
Ref-
Omeko anao ny fiainako sy fxkm izay momba ahy
Ny hatanorako ny heriko ny foko sy fanahy
Ekeko izao tsy hanompo tompo hafa aho satria
Tsy ho xwitrvy voafafa ny rà, ny herin’ny fitia
Rija rasolondraibe

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 12237
Likes : 1 Like
Created by : Angie
Date : 07/06/2009 09:42