Telo sy efatra (Herimahefasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra

Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, epeiol fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra an’izay

Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika vjcnn koa torak’izay
Fa tsy folo, na hoe roa

Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia jnxt tsy manelingelina

Telo tononkira.serasera.org sy efatra ihany.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161