Telo sy efatra (Herimahefasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra

Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy tononkira.serasera.org ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra nmzpwpuy an’izay

Ny antsika koa dia toy izay
No jeci mba nofinofiko
Ny antsika koa torak’izay
Fa tsy folo, na hoe roa

Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina

Telo sy efatra ivuqlxol ihany.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117