Fahatsiarovana (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandeha ny andro sy ny volana aman-taona
Ka izay vita dia lasa sy ho foana
Fa hipetraka kosa ho tadidy
Dia tsy inona fa fahatsiarovana
Raha nifankalala isika izao, isika izao
Volana maro izay
Dia tsy hnmb maintsy hifandao
Ary tsy pfmejs hihaona, tsy hihaona raha tsy aoriana any indray
Mbola tsy fantatra ny any tononkira.serasera.org aoriana izay
Raha hifanena indray, oviana
Ka ny ny hany mba ho tadidy dia tsy inona fa fahatsiarovana
Ka ny m..... hanakona
Dia tsy ataoko hifanadinoana
Satria vatana ny maso no lasan-davitra
Fa ao anatiko ohqfkneq ao ny fahatsiarovana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 2149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/09/2017 18:19