Telo sy efatra (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza enina fito valo ksocsl sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra
Telo sy efatra ihany, izay no hvbpc antonony
Fa vitsy ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, fara faha tononkira.serasera.org amboniny
Fa be ny mihoatra an’izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika koa torak’izay
Fa sknefn tsy folo, na hoe roa
Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina
Telo sy efatra ihany.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HerimahefasoaHits : 4125
Likes : 0 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 28/10/2003 10:58