Telo sy efatra (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha tsy misy indray na iray yasst hggqzktu na roa, toa vitsy loatra
Telo ezgw sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra an’izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny antsika koa torak’izay
Fa tsy folo, na hoe roa
Zaza raha maro tononkira.serasera.org an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina
Telo sy efatra ihany.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 4125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 28/10/2003 10:58