Hoy ianao (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ianao: Ny fiainana tsy vita walimul moramora,
Fa miha-sarotra isan’andro isan’andro, isan’ora
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Tsy ampiampy foana ny ato an-trano...
Hoy ianao: Mbola ho hitantsika ny hasambarana
gvol Mba efa sasa-niandry aho
Tsy mbola hitako nanarangarana
Fa na dia hisy aza izany na tsy hisy,
Ny omaly ihany no mbola androany,
Tsy zarizary akia ka tononkira.serasera.org mankarary...
Hoy ianao: Hiezaka aho hanao ny mety
Mba hamerena indray qqjshts ny lohataona,vetivety
Fa na dia tsy hisy aza izany na tsy hisy
Ny omaly ihany no mbola androany
Manahy mafy aho, mangatsiaka aho...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 21073
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10