Ny fitia (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa btpxe tsy uopcdmd vazivazy
Fa ny aiko zyxum no fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa tononkira.serasera.org ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa btpxe tsy uopcdmd vazivazy
Fa ny aiko zyxum no fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko porofo
Fa tononkira.serasera.org ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano
Hiara-dia amiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 11294
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 00:10
