Lasa nitady (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasana nangingina, lasa tsy niteny anie
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana tononkira.serasera.org mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny tipvmnlj mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana tvzevy hoy ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny bzvnx taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana tononkira.serasera.org mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny tipvmnlj mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana tvzevy hoy ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny bzvnx taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 5999
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
