Lasa nitady (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasana nangingina, lasa tsy niteny anie
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa puzgtna re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana hoy ikrrfnd tononkira.serasera.org ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny cohnwi taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa puzgtna re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana hoy ikrrfnd tononkira.serasera.org ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny cohnwi taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 6007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
