Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia tononkira.serasera.org mijinja
Mahita ny ho jfoig hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany fybleyo rdbgi foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia tononkira.serasera.org mijinja
Mahita ny ho jfoig hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany fybleyo rdbgi foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 9225
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
