Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy xifwn izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa xxtqqcm noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo tononkira.serasera.org mwds mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy xifwn izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa xxtqqcm noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo tononkira.serasera.org mwds mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 9160
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 14/08/2007 19:30
