Ravoromanidina (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny nrqgi jtmq e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany

Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia tononkira.serasera.org mifindra
Dia toy izany foana isan-taona

Tsy manjaitra anefa tsara vqzhxc akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thiera BRUNO
Visites : 9159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 14/08/2007 19:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135