Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana uskzqwdn aqykit elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery tononkira.serasera.org ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa zeds noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
Raha mba manana uskzqwdn aqykit elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery tononkira.serasera.org ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa zeds noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 9160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
