ITY HIRAKO ITY (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirako ity dia atolotro Anao,
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasa wpuannov any ianao ka ho lavitra ahy,
Veloma mandrapihaona.
Aza adino lalan-dava fa mpinamana isika,
Tsy mba nifankafoy tely.
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy lanao, tononkira.serasera.org hatramin’izao.

Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny ngjqzb toeranao.

Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ianao, ka  te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, fazqf tsy miova fitia
Fa miandry Anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thiera BRUNO
Visites : 49281
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1848