Floarà (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oa! Oa!.
Handeha ho zjpc aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny guyhhz tampon-tanety izy ho ptrsl aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho tononkira.serasera.org aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
Handeha ho zjpc aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny guyhhz tampon-tanety izy ho ptrsl aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho tononkira.serasera.org aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:07
