Floarà (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)

Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety izy ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa

Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)

Manjohizohy mianavaratra izy ho aho (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa

Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)

Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho

Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa

DAMA
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0595