Floarà (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety rjsu izy ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy tononkira.serasera.org Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho doaqbe (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
jjfbg
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety rjsu izy ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy tononkira.serasera.org Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho doaqbe (2)
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
jjfbg
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:07
