MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana tononkira.serasera.org
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo erliiwbi
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena skbgyvr mba haharitra yejkbdh
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria fo mifankatia
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana tononkira.serasera.org
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo erliiwbi
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena skbgyvr mba haharitra yejkbdh
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria fo mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 4192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/01/2006 00:23
