PARADISA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any ambony any e, ilay paradisa
Enga anie mba ho ela velona
izao isika izao, whpuezyu hihavana hifankatia
mba hiavana ho doria
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
Fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any cwqk e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
ireo ray gyxav aman-dreny
hitsangatsangana hitetitety
an’ireo zafikely
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any tononkira.serasera.org e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
izao isika izao, whpuezyu hihavana hifankatia
mba hiavana ho doria
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
Fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any cwqk e, hifanenantsika
Enga anie mba ho ela velona
ireo ray gyxav aman-dreny
hitsangatsangana hitetitety
an’ireo zafikely
Fahasambarana jerena
ampio izay mianjera
Mba mifankatiava isika
fa ilay fiainana handalovana
fa any ambony any e, ilay paradisa
Mbola misy tany hono any tononkira.serasera.org e, hifanenantsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/01/2006 01:15
