MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka nwdycll lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay ibyagrr lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa tononkira.serasera.org ny fon’izy ireo
hitambatra ho iray
n’iza egrwzo n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria fo mifankatia
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka nwdycll lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay fotoana izay ibyagrr lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa tononkira.serasera.org ny fon’izy ireo
hitambatra ho iray
n’iza egrwzo n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo zavatra
izay nirina ho doria fo mifankatia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jobily WeberVisites : 4231
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/01/2006 00:23
