Aza jerena ilay harena (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ie ie ie
AH ! aza jerena
ilay harena mampivaky loha
aza eritreretina
ilay trosa izay tononkira.serasera.org tsy oynnprq voaloa
Betsabetsaka ihany izay voakaikitr’io trosa io
izay taitaitra mi-rembourser
izay tsy taitra dia mirevy be!
be dia jwaaotdf be mi-traverser ny ocean
mitsoaka an’io trosa io
izay manambola mi-rembourser
tsy manam-bola dia mirevy be oh oh!
AH !aza jerena zmrc .........................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 3186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/01/2006 00:19