MARIAZY SAMBATRA (Jobily Weber)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety loatra
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay oeqebmr fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo mydmwc
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo ahntyri zavatra
izay nirina ho doria fo tononkira.serasera.org mifankatia
izay niarahanareo hatrizay
nefa manja ilay fitiavana
mangirangirana ilay maso babo ery
ndeha hiaraka lalandava foana
mba ho tody soa sy volamena
amin’izay oeqebmr fotoana izay lehibe tokoa
mariazy indray no hiarahantsika
e! sambatra tokoa ianareo
tody tanjona finaritra
koa ny fon’izy ireo mydmwc
hitambatra ho iray
n’iza n’iza izay hanakana anao
fahasambarana jerena mba haharitra
mahereza tojo ahntyri zavatra
izay nirina ho doria fo tononkira.serasera.org mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jobily WeberVangy : 4232
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/01/2006 00:23
