Fitiavana vrai be (Jobily Weber)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’ aiza no alehanao
tsarovy fa izaho, tsy manadino anao
na dia teo aza ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo tsara vitanao

Mbola ho lava ny lalantsika izany
fiainana maro mbola hodiavina
aza omena tsiny izaho fa voatery handao anao
tsy izaho, tsy ianao no nahatonga izao

Fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy drague joba na hirevy vinany

fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an’ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy hi-drague, na hijery, na hitady vazaha
tsy drague, na hijery, na hitady zana- bazaha

Mbola ho lava ny lalantsika izany...............
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jobily Weber
Vangy : 3108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 01/01/2006 23:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7287