AKOM-PAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja toy ny onja
Izany fahatsiarovana izany
Tonga dia miritona
Miverimberina eo ihany
Fa ranomasina iny nvnz ê mangeniheny
Ny saiko lasan’ iny, sadaikatra hiteny
Nahita itony pejy sy ny anaranao
Voasoratra ao sy ao am-poko ao
Nandoro nahamay ny masoandrontsika
Nifanjohy, niray, ny dian-tongontsika
Ny sisa izay tononkira.serasera.org tavela mieloelo ao
Akon’ny hira ela, hatrao anatiko ao
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
tonga ao an-tsaiko ao
Eny mba hatraiza
Izany fahatsiarovana izany
Mangaina ny tontolo
Mipitrapitra wsbm manontany
Fa tany karakaina ny manoloana eto
Voary savolaina toronvandrovan-tsento
Ny manodidina ahy, voajeriko avokoa
Mitady ireo fanahy niainana taloha
Hitako ao ihany ilay hazo mamintsika
Voasoratra amin’ izany ireo anarantsika
Miverina mangina ao an-tsaiko ao
Ny tafa nifaliana avy xqfij eo imolotrao
Izany fahatsiarovana izany
Tonga dia miritona
Miverimberina eo ihany
Fa ranomasina iny nvnz ê mangeniheny
Ny saiko lasan’ iny, sadaikatra hiteny
Nahita itony pejy sy ny anaranao
Voasoratra ao sy ao am-poko ao
Nandoro nahamay ny masoandrontsika
Nifanjohy, niray, ny dian-tongontsika
Ny sisa izay tononkira.serasera.org tavela mieloelo ao
Akon’ny hira ela, hatrao anatiko ao
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
tonga ao an-tsaiko ao
Eny mba hatraiza
Izany fahatsiarovana izany
Mangaina ny tontolo
Mipitrapitra wsbm manontany
Fa tany karakaina ny manoloana eto
Voary savolaina toronvandrovan-tsento
Ny manodidina ahy, voajeriko avokoa
Mitady ireo fanahy niainana taloha
Hitako ao ihany ilay hazo mamintsika
Voasoratra amin’ izany ireo anarantsika
Miverina mangina ao an-tsaiko ao
Ny tafa nifaliana avy xqfij eo imolotrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 7427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 28/08/2003 17:23
