Hira iray (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira iray
Rehefa tononkira.serasera.org midorehatra menamena be
Iny fara-vodilanitra iny
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
Isaky ny malomaloka ny andro
Mitampifipify ilay masoandro
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
Hirahira iray hira antsika kpgpgen izay
Poti-taratasy kely izay
Nitantaranao ny fopskti fiainanao
Hira iray vola tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray noana tsisy farany
Ainga tsisy làlany
Tsy tantaran’olona mihaja vdyjuel ambony iray
Na zanaky ny ambanimbany kely hoa
Matsiaro anao matsiaro anao
Hira iray vola tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray ketroky ny jaly
Sempotry ny omaly
Rehefa tononkira.serasera.org midorehatra menamena be
Iny fara-vodilanitra iny
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
Isaky ny malomaloka ny andro
Mitampifipify ilay masoandro
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
Hirahira iray hira antsika kpgpgen izay
Poti-taratasy kely izay
Nitantaranao ny fopskti fiainanao
Hira iray vola tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray noana tsisy farany
Ainga tsisy làlany
Tsy tantaran’olona mihaja vdyjuel ambony iray
Na zanaky ny ambanimbany kely hoa
Matsiaro anao matsiaro anao
Hira iray vola tsy ampy lava
Hira iray sakafo diso vava
Hira iray ketroky ny jaly
Sempotry ny omaly
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 10740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsitsy
Daty : 02/08/2004 01:08
