Mpanao politika (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ireo olona mahay
Mahay mialokaloka
Tsy mba lenan' ny orana
Fa malama agjmwiuz toy ny aloka
Kapaina tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy tononkira.serasera.org mividy tena lafo
Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka dia hainy
Fombany bsaqy aivhf io hatrany hatrany
Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny trondro anaty rano
Mahay mialokaloka
Tsy mba lenan' ny orana
Fa malama agjmwiuz toy ny aloka
Kapaina tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy tononkira.serasera.org mividy tena lafo
Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka dia hainy
Fombany bsaqy aivhf io hatrany hatrany
Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny trondro anaty rano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 7637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/12/2005 08:25
