Mpanao politika (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ireo olona tononkira.serasera.org mahay
Mahay mialokaloka
Tsy mba lenan' ny orana
Fa malama toy ny yetkww aloka
Kapaina ujcs tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy mividy tena lafo
Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka dia hainy
Fombany io hatrany hatrany
Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny trondro anaty gntuhiv rano
Mahay mialokaloka
Tsy mba lenan' ny orana
Fa malama toy ny yetkww aloka
Kapaina ujcs tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy mividy tena lafo
Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka dia hainy
Fombany io hatrany hatrany
Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny trondro anaty gntuhiv rano
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 7621
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/12/2005 08:25
