Mpanao politika (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ireo olona uqmizujn mahay
Mahay mialokaloka
Tsy mba lenan' ny orana
Fa malama toy ny aloka

Kapaina tsy hita fery
Tsy mba mety very
Mahay manafosafo
Sy mividy tena lafo

Ny fitaovana ampiasainy
Dia ny vola, vola io ihany
Ny misolelaka tononkira.serasera.org dia hainy
Fombany io hatrany hatrany

Izy anie ka mpanao pôlitika
Masiaka apof dia masika
Izy anie ka mahay milomano
Toy ny lnlc trondro anaty rano

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 7622
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 20/12/2005 08:25
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0171