Ny fitia (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia tononkira.serasera.org izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no juawegjw fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko cavjsixo porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita asqtsybj sy ny velirano
Hiara-dia amiko
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no juawegjw fetra
Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin’ny foko sy fisainako
Nomeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
Peratra soa no indro ataoko cavjsixo porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita asqtsybj sy ny velirano
Hiara-dia amiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 11542
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/02/2015 00:10
