Floarà (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara nxpmu (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety izy tononkira.serasera.org ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho (2)
Nitondra e! afjciul (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra e! (2) an’i rvdwyyv Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
Handeha ho aiza ny floara nxpmu (2)
Mamakivaky ny lalan-tsarety
Manivatsiva ny tampon-tanety izy tononkira.serasera.org ho aho
Nitondra e! (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Manjohizohy mianavaratra izy ho aho (2)
Nitondra e! afjciul (2) an’i Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
Oa! Oa!.
Handeha ho aiza ny floara (2)
Mamakivaky ny Vakinankaratra (2) ho aho
Nitondra e! (2) an’i rvdwyyv Dada sy Neny
Izy ho aho
Falifaly tonga soa
DAMA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:07
