Fitiavanao ahy (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Verse tononkira.serasera.org 1 : Raha tojo ady sarotra, sendra olana
Dia iny Ianao tonga namangy ahy
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny ranomasoko
Prechorus : Dia tonga Ianao nijery ahy
Dia tonga Ianao nanoro ahy
Ny lalana tokony alehako
Chorus : Fitiavanao ahy tsy jmmxcg lany ritra
Soa vitanao tsy voatanisa
Satria tianao aho
Verse 2 : Raha sendra hakiviana noho izao fiainana izao
Dia mahatoky aho fa eo anilanao
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny ranomasoko
Bridge : Fa tsy mbola nahita aho
Fitiavana toy ny Anao
Fa tsara Ianao mpanavotra wsngxchj ahy
Fa mendrika qmlrn Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R. MialyVangy : 1316
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : manoa131
Daty : 19/05/2022 18:35