Fitiavanao ahy (R. Mialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Verse 1 : Raha tojo ady sarotra, sendra olana
Dia iny Ianao tonga namangy ahy
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny otiw ranomasoko
Prechorus : Dia tonga Ianao nijery ahy
Dia tonga Ianao nanoro ahy
Ny lalana tokony alehako
Chorus : Fitiavanao ahy tsy lany ritra
Soa vitanao tsy voatanisa
Satria tianao aho
Verse tononkira.serasera.org 2 : Raha sendra hakiviana noho izao fiainana izao
Dia mahatoky aho fa eo anilanao
Raha toa tomany koa, raha be ny alaheloko
Nofafanao ny ranomasoko
Bridge : Fa ozekpnx tsy dlyjxp mbola nahita aho
Fitiavana toy ny Anao
Fa tsara Ianao mpanavotra ahy
Fa mendrika Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : R. MialyHits : 1414
Likes : 1 Like
Created by : manoa131
Date : 19/05/2022 18:35