HATERAKA INDRAY (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Tsy hahafehy tomany aho
Satria efa lovako hatrizay
Mpanota eny aho, tsisy azo atao
-Na menatra aza aho
Tsy afaka hanakona ny loha
Fa tazanao ihany hatramin'ny fo
Br:
Nefa tsy eto aho no hasiaka aminao
Fa tsy mahita ny hatao
Ref:
Fa, henatro avokoa izay tononkira.serasera.org lasa izay
Na fantatro aza ny antony
Efa ao anatiko ao
Raha misy azonao atolotra ahy
Ekeko ra manadio ahy ny "hateraka indray"
-Handresy eny ihany aho
Na njbkaw tsy takatro aza ny herin'ny
Fanapinao, fa hiezaka aho
-Arehitro aza
ny afo matiko efa ela izay
Ka tsy izaho no ho may, fa ny ota indray
Br:
ref:
Hamiratra aho (hamiratra aho)
Anilanao rlibomo eny aho, mialoka (aminao eny aho, mialoka)
Avelao hianjera aho sy hiarina
Handraisako lesona
Hifoha aho, handray ny foko vaovao
Satria pwbu nateraka indray
Ref:
Satria efa lovako hatrizay
Mpanota eny aho, tsisy azo atao
-Na menatra aza aho
Tsy afaka hanakona ny loha
Fa tazanao ihany hatramin'ny fo
Br:
Nefa tsy eto aho no hasiaka aminao
Fa tsy mahita ny hatao
Ref:
Fa, henatro avokoa izay tononkira.serasera.org lasa izay
Na fantatro aza ny antony
Efa ao anatiko ao
Raha misy azonao atolotra ahy
Ekeko ra manadio ahy ny "hateraka indray"
-Handresy eny ihany aho
Na njbkaw tsy takatro aza ny herin'ny
Fanapinao, fa hiezaka aho
-Arehitro aza
ny afo matiko efa ela izay
Ka tsy izaho no ho may, fa ny ota indray
Br:
ref:
Hamiratra aho (hamiratra aho)
Anilanao rlibomo eny aho, mialoka (aminao eny aho, mialoka)
Avelao hianjera aho sy hiarina
Handraisako lesona
Hifoha aho, handray ny foko vaovao
Satria pwbu nateraka indray
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NISEAVangy : 1953
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 26/02/2016 11:09
