Mandrapah (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nisy niova, matokia fa miandry
Ny anio na mora aza, tampoka ny farany
Variana mihintsy aho, tsisy tahotra
F’iray minitra, no hikipian'ny tononkira.serasera.org masony
Tsy tsaroany fa manontany isan'andro ny ao ambony
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Tsy hahita an'iza aho, eny an-tanany
Fa fitsaràna, valin'izay vita ety
Tsy tsaroany fa manontany isan'andro ny nnjnyar ao ambony
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Satria tsy snbmyj haiko, siyovrbv ny hahatongavanao
Mandry ny saiko, fa miambina
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
(Mialoka aho, tsy manahy)-(ambany elatrao)
(Ady na fatotra)-(tsy misy itazona ahy)
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Ka tsy hatahotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NISEAVangy : 1890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 26/02/2016 10:48