Saha madio (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsotra qhltvclu na hiova aho,
Tsaraina ivelany ljyly ihany
Maro mpahita satria satria zanakao
Niaiky eny am-bava aho
Hanoa izay tianao
Manomboka eto aho mila miafy fa…
Br:
Na ny foko (na ny fo)
Na ny saiko (n any saiko)
Aza moa (tsy mahavita) mitandrina fa
Ny hadisoako (ny hadisoako)
Fahotako (Fahotako)
Hitarafan’ny hafa ho anao
Ref:
Tsy ho very aho
Misy anao ao anatiko ao
Ny tenako tempoly navaozina
Ra tiako raohn ampitaina ny hazavanao
Dia izaho no tsy maintsy madio
Na faly aho na tezitra
Hajaiko ny hafatrao
Fanantenako azan y hiarina
Noho ianao toy izao aho
Araky ny endrikao
Ka tsy handoto ny anaranao
Br:
Refr:
Na ny foko
Na ny saiko
Aza moa mba mitandrina fa
Ny hadisoako, fahotako
Hitarafan’ny hafa ho tononkira.serasera.org anao
Tsaraina ivelany ljyly ihany
Maro mpahita satria satria zanakao
Niaiky eny am-bava aho
Hanoa izay tianao
Manomboka eto aho mila miafy fa…
Br:
Na ny foko (na ny fo)
Na ny saiko (n any saiko)
Aza moa (tsy mahavita) mitandrina fa
Ny hadisoako (ny hadisoako)
Fahotako (Fahotako)
Hitarafan’ny hafa ho anao
Ref:
Tsy ho very aho
Misy anao ao anatiko ao
Ny tenako tempoly navaozina
Ra tiako raohn ampitaina ny hazavanao
Dia izaho no tsy maintsy madio
Na faly aho na tezitra
Hajaiko ny hafatrao
Fanantenako azan y hiarina
Noho ianao toy izao aho
Araky ny endrikao
Ka tsy handoto ny anaranao
Br:
Refr:
Na ny foko
Na ny saiko
Aza moa mba mitandrina fa
Ny hadisoako, fahotako
Hitarafan’ny hafa ho tononkira.serasera.org anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NISEAVangy : 1691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 28/02/2016 14:43
