Azy ny Ady (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiakatra ambony aho, Misy mitazonaTe hiroso hialoha, Nefa misy aloka
Manontany aho anio, Miandry valiny ampitso
Fa izany no reko, Fahotanao iafio
BR:
Avia sitrano fa mamoy fo
REF:
Nefa tsy tiany aho handositra
Mbola misy ady tsara ho ahy (ady ho ahy)
Tsy hianjera intsony aho mandrakizay
F'efa raisin'ny tanany
Hatrizay aho tsy nihe-no, Ny foko niteny
Fa ny vola tsy ho feno, No nahajamba ny maso
Ny havonavona io ihany, No nahatonga ahy ho very
Fefa resiko ireny, Satria nino aho fa ENY
BR:
REF:
Na velona aza aho-Ka tsisy anao ma-noro ny fanahy-dia toy ny jamba aho
Toroy ny maso-Mba hahitako-Ny famindrampo-Nasehonao
Fa te hahita-Ny paradisa-androany sisa-No mafy indrindra
BR:
REF:
Nefa tsy tiany aho hanome tsiny
An'ireo manimba, manenjika ahy
Azy ny ady f'izaho hangina
Rehefa mpandresy aho de zanany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NISEAVangy : 1486
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 26/02/2016 11:13