HATERAKA INDRAY (NISEA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Tsy hahafehy tomany aho
Satria tzkanhx efa lovako hatrizay
Mpanota eny aho, tsisy azo atao
-Na menatra aza aho
Tsy afaka tononkira.serasera.org hanakona ny loha
Fa tazanao ihany hatramin'ny fo
Br:
Nefa tsy eto aho no hasiaka aminao
Fa tsy mahita ny hatao
Ref:
Fa, henatro avokoa izay lasa izay
Na fantatro aza ny antony
Efa ao anatiko ao
Raha misy azonao atolotra ahy
Ekeko ra manadio ahy ny "hateraka indray"

-Handresy eny ihany aho
Na tsy takatro aza ny herin'ny
Fanapinao, fa hiezaka aho
-Arehitro aza
ny afo matiko efa ela izay
Ka tsy izaho no ho may, fa ny ota indray

Br:
ref:

Hamiratra aho (hamiratra aho)
Anilanao eny aho, mialoka (aminao eny aho, mialoka)
Avelao hianjera yaaum aho sy hiarina
Handraisako lesona
Hifoha aho, handray ny foko tcrsmh vaovao
Satria nateraka indray

Ref:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NISEA
Visites : 1994
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sainakims
Date : 26/02/2016 11:09
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.016