Very aho (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasan’iny olona iny re ny lambako
Ny andro anefa mangatsiaka sy mamirifiry
Aiza intsony aho re tononkira.serasera.org no hahita tahaka an’iny
Very aho babako, pkeuytxf very aho neniko
Lasan’iny olona iny re gujwvr ny eritreritro
Ny saiko tsy eto intsony f’efa tonga any
‘Zay zavatra jerena mampisentosento
Very aho babako, very aho mamako
Lasan’iny olona iny ny hasambarako
Malahelo lava, very tsiky iray
Ravan’iny olona iny re ny tokantranoko
Very aho babako, very aho neniko
Lasan’iny olona iny ny fahatsiarovako
Ny amiko fahiny hany havako
Miady samirery aho isan’andro isan’andro
Very aho babako, kjfe very aho neniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 2284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/04/2019 10:42