Very aho (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasan’iny olona iny re ny lambako
Ny andro anefa mangatsiaka sy mamirifiry
Aiza intsony aho re no hahita tahaka an’iny
Very aho babako, nnvks apfugaxb very aho neniko
Lasan’iny olona iny re ny eritreritro
Ny saiko tsy eto intsony f’efa tonga any
‘Zay zavatra jerena mampisentosento
Very aho babako, very aho mamako
Lasan’iny olona iny ny hasambarako
Malahelo lava, very tsiky iray
Ravan’iny olona iny avyr re ny tokantranoko
Very aho babako, very aho neniko
Lasan’iny olona iny ny fahatsiarovako
Ny amiko fahiny tononkira.serasera.org hany havako
Miady samirery aho isan’andro isan’andro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 2315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/04/2019 10:42