Very aho (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasan’iny olona iny re ny lambako
Ny andro anefa mangatsiaka sy mamirifiry
Aiza intsony aho re no hahita tahaka an’iny
Very aho babako, very aho neniko
Lasan’iny olona iny re ny eritreritro
Ny saiko tsy tononkira.serasera.org eto intsony f’efa tonga any
‘Zay zavatra jerena mampisentosento
Very aho babako, very aho mamako
Lasan’iny olona iny ny hasambarako
Malahelo lava, very tsiky iray
Ravan’iny olona iny re ny tokantranoko
Very aho babako, very aho neniko
Lasan’iny olona iny zbyclu ny fahatsiarovako
Ny gygdppu amiko fahiny hany havako
Miady samirery aho kdgkep isan’andro isan’andro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 2316
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 21/04/2019 10:42