Very aho (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasan’iny olona iny pxtfx re ny lambako
Ny andro anefa mangatsiaka sy mamirifiry
Aiza intsony tononkira.serasera.org aho re no hahita tahaka an’iny
Very aho babako, very aho neniko

Lasan’iny olona iny re ny eritreritro
Ny saiko tsy wxhl eto intsony f’efa tonga any
‘Zay zavatra jerena mampisentosento
Very aho babako, very aho mamako

Lasan’iny olona iny ny hasambarako
Malahelo lava, very tsiky iray
Ravan’iny olona iny re ny tokantranoko
Very aho babako, very aho neniko

Lasan’iny olona iny djrdxx ny fahatsiarovako
Ny amiko fahiny hany havako
Miady samirery aho isan’andro isan’andro
Very aho babako, very aho neniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNO
Vangy : 2367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/04/2019 10:42
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129